| Entry | 1 voadoro |
| Root | 2 doro |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 brûlé, incendié, carbonisé, cuit
[1.3#115] |
| Examples |
5 Potehina ho vovoka ny taolana voadoro sy ny faikam-boanjo.
[2.117#]
6 lana koa indraindray tany hay voadoro be vodi-ahitra sy ampanga maranitra ary indraindray vatokaranana mahatorovana ny faladia. [2.324#] |
| Synonyms | 7 donoro |
| Updated on 2025/09/12 |
|