|
|
|
|

Entry1 voabango
Root  2bango
Part of speech  3 past participle
Explanations in English  4plaited in the form called bango. [1.2]
Explanations in French  5mis en touffes. [1.3#74]
Examples  6 Famisavisana ihany anefa izay, fitsikerana ara-tsaina: fa amin'ny tena kabary aman-dahateny, dia mifameno sy mifampiditra avokoa ireo fomba voabango rehetra ireo. [2.298#]
Vocabulary  7 Hairstyles
Synonyms  8binango

Anagrams  9 voabango, 10 voabonga

Updated on 2025/09/12