Entry voaaro (aro)
Part of speech   past participle
French translation   Abrité, défendu, protégé [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
Examples  
1Tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [FOFAFIPE: Haivola, page 60]
2Ho voaaro amin' ny kotopian' ny lela hianao, ary tsy hatahotra rahefa avy ny fandringanana. [Baiboly: 22.5.21]

Updated on 2016/12/31