Entry voaala > voa (la)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10]
Explanations in English Refused, denied, rejected [1.2]
Explanations in French Refusé, nié, rejeté, renié [1.3]

Entry voaala > voala (ala)
Part of speech past participle
Explanations in French  [Vezo] [ voaala ] Enlevé, ôté [1.68]
Explanations in English Removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from. [1.2]
Explanations in French Enlevé, arraché [1.3]
Examples Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny. [2.470]
Compound words 

Anagrams