| Entry | 1 vitaina |
| Root | 2 vita |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra.
5 Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e!. 6 Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be completed, to be finished.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on finit, qu'on accomplit.
[1.8] |
| Examples |
9 Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 14 tiavina, 15 vitaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|