| Entry | 1 visavisa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitanisanisàna
4 Filazalazana hatramin' izay antsipiriany madinika kely indrindra 5 Enti-milaza ny teny mamohafoha ny lasa ombam-pitarainana fatratra. [1.1] 6 famerenana ao an-tsaina amin'ny antsipiriany ny lasa [1.13] |
| Explanations in English |
7 a detailed description or enumeration
[1.7] |
| Explanations in French |
8 description ou énumération détaillée
[1.8] 9 remémoration [1.13] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|