Entry | 1 viraviraina |
Root | 2 viravira |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako! Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona? Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano [1.1] |
Explanations in English |
5 to be rent, to be torn asunder [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on déchire, qu'on tiraille [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |