Entry vingy
Part of speech noun
Malagasy definition Fitondran-javatra amin' ny tendron-tanana ihany, toy ny zavatra maivan-kely
¶ Fanaovana tsinontsinona, tsy fanajana, faniratsirana. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms vingivingy

2009/10/22