| Entry | 1 vinaingitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3[fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany.
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Economy: food |
| Article | 5Randzavola: vinaingitra ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/09/12 |
|