Entry vilina
Part of speech noun
Malagasy definition Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? [Rajemisa 1985]
French definition ourlet [Abinal 1888]
French definition point de rabattement [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry vilina
Part of speech noun
French definition  [Merina] (sens général : ourlé, qui ne s'effiloche pas). Ce serait aussi le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

2019/08/17