| Entry (1/2) | 1 vilavila |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Olikolika; tsipika melomeloka, miolikolika; fiolanana; famozafozana zavatra eo am-pandraisana azy
[1.1] |
| Explanations in French |
4 zigzag, plis, replis, sinuosités, contours, froissement
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 19 vilavila |
| Part of speech | 20 adjective |
| Explanations in Malagasy |
21 [Tanala] simba, tsy misy asany intsony
[1.78] |
| Anagrams | 22 valivaly, vilavila |
| Updated on 2026/02/04 |
|