Entry vibrio
Part of speech noun
Malagasy definition [fr. vibrion] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika faingo amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny kolerà [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: vibrion.

2009/02/23