|
|
|
|

Entry1  viave
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady). [Tanala] [1.78]
Synonyms  4 viavy

Updated on 2025/09/12