Entry vetaveta (veta)
Part of speech adjective
Malagasy definition Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity
¶ Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy
¶ Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany [Rajemisa 1985]
English definition indecent, loathsome [Hallanger 1973]
French definition indécent, abominable [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly. [Andraina: Mitaraina, page 57]

2012/04/23