|
|
|
|

Entry 1  ventiny
Part of speech  2  noun venty and pronoun
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza zavatra vongany fa tsy ranony [1.1]
Explanations in French  4 en chimie végétale = la substance ; la partie solide par rapport au liquide ; le précipité [1.196]
Examples  5  hoy izy, tsy rony tsy ventiny izao. [2.4#25]
6  Hasian-teny kely avy angaha, satria tsy dia misy ventiny misongadina. [2.298#93]
Combinations  7 ventiny vita-nanahary
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07