Entry velatry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] vavaka, fifonana
¶ fety fanaovana fanatitra [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] Vavaka atao amin' Andriananahary sy ny Razana [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

2013/07/31