|
|
|
|

Entry1  vehana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro) [1.1]
Examples  4  hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [2.48]
Vocabulary  5  Space
All compound words  6 tsy miala vehana
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Anagrams  8 vahena, 9 vehana

Updated on 2025/11/09