|
|
|
|

Entry1  vazanana
Root  2 vazana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Kekerina mafy: Novazanan' ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any amin' ny Dokotera izy
5 Terena mba hanoka-bava sy nify: Tsy maintsy vazanana i Koto rehefa ampisotroina fanafody [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12