| Entry (1/2) | 1 vavony |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony.
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Biology |
| All compound words | 5 2 combinations of this word |
| Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 7 vavony |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in French |
9 (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié..
[Tankarana]
[1.196] |
| Vocabulary | 10 Botany |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/11/09 |
|