|
|
|
|

Entry1  vato tsipazana
Elementary words  2 vato, 3 tsipazana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Synonyms  6 vatofilokana, vatotorahana

Updated on 2025/12/23