|
|
|
|

Entry1  vatokaranana
Elementary words  2 vato, 3 karanana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazam-bato mafy sy mangarangarana [1.1#1018]
6 singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [1.13]
Explanations in French  7 quartz [1.13]
Examples  8  ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [2.48]
Vocabulary  9  Geology
Other spellings  10 vatoharanana
Synonyms  11 koartsa

Updated on 2025/11/02