| Entry | 1 vatoasana |
| Elementary words | 2 vato, 3 asa |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 vato fanasana harena na fanakosehana ody [Sihanaka]
[1.78] 6 fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana [Tanala] [1.78] 7 Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [1.1] 8 vato fanasana fitaovam-piasana [1.13] |
| Explanations in English |
9 a stone used for grinding knives, etc., a grindstone. [1.2] |
| Explanations in French |
10 meule [1.13] |
| Examples |
11 ny feny an-ila vatoasana.
[2.69#]
|
| Synonyms | 12 vatovary |
| Updated on 2025/09/12 |
|