Entry varongy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hazon' ala atsinanana, tsy dia mafy loatra, nefa maro mpitady hanaovana hazon-trano, hazon-kodiaran-tsarety, rafitra madinika... (Ocatea tricophlebia) [Rajemisa 1985]
English translation   a common hardwood tree [Hallanger 1973]
French translation   arbre dont le bois est excellent pour la construction. Ocatea tricophlebia, Baker. On distingue : varongifandrianakanga ; varongifotsy ; varongifotsimalailay, espèce de Plecospermum ; varongimainty ; varongimanitra ; varongimena ; varongiravimbanana, Ocatea tricophlebia ; varongivoara. [Abinal 1888]
   arbre qui donne un bois dur commun [Hallanger 1974]
Examples   ary ny varongy koa, dia azo atao laona fitotoambary, fa izany koa no mahatsara ny varongy; [Callet: Tantara, page 58]
Scientific name   Ocatea tricophlebia
Vocabulary  
Web   Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Varongy.htm)

Updated on 2014/09/19