|
|
|
|

Entry1  varihosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antemoro] karazana vary masaka amin'ny volana jona [1.78]
4 [Antesaka] vary maniry antanimbary mihosy [1.78]
Vocabulary  5  Economy: agriculture

Updated on 2026/02/04