| Entry | 1 variaminanana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1] |
| Anagrams | 4 variaminanana, 5 vary amin' anana |
| Updated on 2025/09/19 |
|