| Entry | 1 varialoha |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Economy: agriculture |
| Other spellings | 5 vary aloha |
| Analogs | 6 vakiambiaty |
| All compound words | 7 vary varialoha |
| Anagrams | 8 varialoha, 9 vary aloha |
| Updated on 2025/11/09 |
|