|
|
|
|

Entry (1/2)1  varanga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1]

Entry (2/2)4  varanga
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1]
Vocabulary  7  Economy: food
Other spellings  8 varangan-kena
All compound words  9  4 combinations of that word

Updated on 2025/12/08