Entry vaovaon > vaovao (vao)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny [...]
Mitovy hevitra: maresaka [full text in Rajemisa 1985]
   zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, [...] [full text in Akademia 2001]
French translation   actualités, informations, nouvelles [Akademia 2001]
Examples   Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [Andraina: Mitaraina, page 136]
Morphology  
vaovao
vaovaoko
vaovaonao
vaovaony
vaovaontsika
vaovaonay
vaovaonareo
vaovaon'
vaovaon-
vaovaom-
-baovao
-baovaoko
-baovaonao
-baovaony
-baovaontsika
-baovaonay
-baovaonareo
-baovaon'
-baovaon-
-baovaom-

Entry vaovaon > vaovao (vao)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fant [...]
¶ Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana [...]
Mitovy hevitra: ambentin-dresaka ~ fary mitety reny ~ honohono ~ mahoraka ~ maresaka ~ resaky ny olona ~ sahoa ~ siosio ~ teny mandeha ~ tsaho ~ tsahotsaho [full text in Rajemisa 1985]
English translation   new [Hallanger 1973]
French translation   nouveau, neuf [Hallanger 1974]
Examples   Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 19]
Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 41]
Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [Andriamalala: Fasana, page 5]