Entry | 1 vantozy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr, ventouse] Tamaboha antonontonony apetaka amin' ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin' ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin' io faritra io |
Vocabulary | 4 Health |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |