| Entry | 1 vangiana |
| Root | 2 vangy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly.
5 Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka?. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be visited.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 qu'on visite.
[1.3] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 vaingana, 14 vangiana |
| Updated on 2025/11/02 |
|