|
|
|
|

Entry1  vangaratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Bezanozano] (dihy) tsiroaroa no miaraka, aroso indray mandeha ny tongotra iray, dia ahemotra, ary avy eo: maka iny fihetsika iny koa ny tongotra faharoa... ka tahaka izany hatrany: mandroso foana, manaraka boribory eo an-kianja anivon' ny olona vory. [2.245#90]
Examples  4  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Anagrams  vangaratra, 5 varatranga

Updated on 2026/02/04