Entry vanditra
Part of speech noun
Malagasy definition Ny mivohitra mitsoriaka lavalava (toy ny dian' ny tady namatorana na ny tsora-kazo nikapohana)
¶ Ny tady voarandrana natao haingon' akanjo [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23