|
|
|
|

Entry1  valozoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Trano ngeza sahalahala bika amin' ny tarehin-tsoratra H:
4 Nony niverina avy tany Antalaha Randria, dia io manorina trano valozoro io [1.1]
Proverbs  5  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13