Entry valopy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona [1.1]
Explanations in English An envelope [1.7]
Explanations in French Enveloppe [1.8, 1.13]
Examples Valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany. [2.472]
Origin French: enveloppe.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31