Entry valanirana
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitala). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Nuxia capitala
Examples Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [Callet: Tantara]
Quotes 

2013/07/30