|
|
|
|

Entry (1/2)1  valandotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina. [1.1]
Explanations in French  4 l'état de ce qui est étendu, couché de tout son long. [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :

Entry (2/2)9  valandotra
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy. [1.1]
Explanations in French  12 échelle graphique. [1.13]
Synonyms  13 mari-drefy

Updated on 2025/09/19