|
|
|
|

Entry (1/2)1  valamena
Elementary words  2 vala, 3 mena
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara
6 Ny Fitsarana [1.1]
Examples  7  Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena. [2.69]
8  Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena. [2.508]

Entry (2/2)9  valamena
Elementary words  10 vala, 11 mena
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13 [Bara+Tanosy] (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse. [1.196]
14 [Tandroy] (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292. [1.196]
Vocabulary  15  Botany
Scientific name 

Anagrams  18 mañavela, valamena

Updated on 2026/02/04