Entry (1/2) | 1 valahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Faritra amin' ny tenan' ny olombelona mifanandrify amin' ny toerana misy ny voa ao an-damoaina, izany hoe ny faritra manodidina ny maoja [1.1] |
Explanations in English |
4 the loins [1.7] |
Explanations in French |
5 les reins, la région lombaire [1.3] 6 les reins [1.8] |
All compound words |
|
Vocabulary | 8 Biology |
Entry (2/2) | 9 valahaña |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 elakela-po [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 12 halavana, 13 lavahana, 14 vahanala, 15 valahana, valahaña |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |