| Entry (1/2) | 1 valabe |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in French |
3 grand champ, grande rizière.
[1.3] 4 terroir villageois. [1.13] |
| Examples |
5 valabe tsy maniry vary avaratr' i Namehana
[2.857#]
6 raha tiana ny vary, ny valabe no asian-jezika [2.587#] |
| Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 8 vala be |
| Elementary words | 9 vala, 10 be |
| Part of speech | 11 locution |
| Explanations in Malagasy |
12 (taloha) fahazoana miliba manao fitondran-tena ratsy na amin' olona foko inona na amin' olona foko inona.
[1.1] |
| Explanations in French |
13 liberté d'avoir des relations coupables dans toutes les castes.
[1.3] |
| Anagrams | 14 valabe, vala be |
| Updated on 2025/11/10 |
|