| Entry | 1 vaky masoandro |
| Elementary words | 2 vaky, 3 maso, 4 andro |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka [1.1] |
| Explanations in French |
7 le lever du soleil [1.3] |
| Examples |
8 Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro.
[2.996]
|
| Vocabulary | 9 Time |
| Updated on 2025/10/11 |
|