| Entry | 1 vakisaova |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-tononkira tsimihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...") [1.1] |
| Synonyms | 4 vakisova |
| Anagrams | 5 vakisaova, 6 voasavika |
| Updated on 2025/09/12 |
|