|
|
|
|

Entry1  vakina
Root  2 vaky
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray.
5 Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io.
6 Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony.
7 Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanànanay.
8 Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra.
9 Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo.. [1.1]
Explanations in French  10 qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse.
11 qu’on traverse.
12 qu’on met en déroute.
13 qu’on accuse. [1.3]
Examples  14  Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique) [1.3]
15  Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt) [1.3]
16  Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible) [1.3]
17  Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges) [1.3]
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
All compound words  22  2 combinations of this word
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Anagrams  24 ankavy, 25 kavina, 26 vakina, 27 vanika

Updated on 2025/11/11