|
|
|
|

Entry1  vainga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1]
Explanations in French  4 solide, masse [1.13]
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Synonyms  12 vaingana, vaingavainga
All compound words  13  4 combinations of this word

Anagrams  14 angavy, 15 avangy, 16 ivañga, 17 vainga, 18 vangay

Updated on 2025/11/09