| Entry | 1 vahobahotra |
| Root | 2 vahotra |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in French |
4 [duplicatif] [1.3#800] |
| Examples |
5 Nony inona, nandroso ihany ny hanoanany, ka vahobahotra ny lohaliny, dia niala-janona kely izy.
[2.69#]
6 Izany no teniny sady vahobahotra ny vavany, ny nifiny niady sy nikitroka ary ny tenany rehetra nihinjitrinjitra. [2.324#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|