| Entry | 1 vahilanina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana erỳ [1.1] |
| Other spellings | 4 vailanina |
| Anagrams | 5 halinavina, 6 vahilanina |
| Updated on 2025/09/12 |
|