Entry vady ahantona
Elementary words vady ; ahantona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vady noroahina fotsiny fa tsy mbola nisaorana, izany hoe tsy mbola nisarahana ara-dalàna [1.1]
Explanations in French Femme renvoyée sans être divorcée [1.3]

Updated on 2023/01/01