|
|
|
|

Entry (1/3)1  T  ~  t    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3 Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra. [1.1]
Explanations in French  4 Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  5  abidy
All compound words  6 frezy T
Tables and plates  7  The Alphabets
Article  8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/3)9  t~
Part of speech  10  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  11 Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1]
Explanations in English  12 the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2]
Explanations in French  13 préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3]
14 préfixe exprimant le temps passé [1.5]

Entry (3/3)15  t~
Part of speech  16  prefix [Full list]
Explanations in French  17 préfixe exprimant l'origine [1.5]

Updated on 2025/12/08