Entry tsovaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Main-javatra mahamay -- na rano mangotraka izany na vy mivaivay -- ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 

2009/02/23