Entry tsotaka
Part of speech Unspecified
Malagasy definition Feon' ny zavatra mafimafy (vato, vy...) mitsofoka ao anaty rano na fotaka; feo re mitsopaka amin' ny fidiran' ny tongotra ao anaty fotaka mandrevo. [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 

Updated on 2020/07/31