Entry tsongotsongo (tsongo)
Part of speech noun
Explanations in French Duplicatif fréquentatif [1.3]
Examples Raha araka ny hevitry ny mpahoratra ity anefa, dia tsy tokony hasehon' ny mpamoaka mihitsy ireny tsongotsongo teny sy filamboa tsy ary ireny, satria toa fampiderana fahaizana sy toa fanebahana ny tsy fahaizan' ilay mpangataka fotsiny, fa tsy misy antony hafa akory; [2.346]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20